SITE SOUS MAINTENANCE, RESTRICTION DES FONCTIONS TEMPORAIRES
Mobile Money : 1 545 628 Ariary
Tutoriel temporaire retrait PAYEER :

Tsy mety intsony aloha ny retrait PAYEER satria efa manankatona tsikelikely ny service rehetra ao ry zareo. Afahana mi retirer ny vola ao aloha dia manasa anao anaraka ity tutoriel ity, raha misy tsy mazava dia afaka mandefa MP amin'ny messenger Officiel Facebook foana : https://m.me//moneiko.net

  1. Avadika LTC ilay USD Payeer satria ho alefa LTC ilay solde. LTC no ambany indrindra ny frais d'envoi. Manaraka an'ireto sary ireto aloha :
  2. Miditra ato : https://payeer.com/en/account/exchange/ dia cliquena ilay exchange ahafana mamadika ilay USD Payeer ho LTC, dia cliquena ilay bouton "vert" EXCHANGE
  3. 6929c0e207f8c
  4. Vita izay dia miditra ao @ menu balance / tadiavina ilay pavé LTC / dia cliquena ilay withdraw
  5. 6929c16388d9b
  6. Rehefa tonga eo @ sary manaraka ity dia fenoina, ohatra hoe manana 0.5257995 ianao dia ilay 0.5 io no azo alaina, dia io fenoina ao @ etapé manaraka
  7.   6929db8391c0a
  8. Miditra ato https://moneiko.net/retrait/LTC dia adika ao montant ilay 0.5 (fa tsy ilay 0.5257995) dia atao soumettre. Dia redirigé @page manaraka,
  9. 6929dc6a4adbc
  10. 6929dd4329be5
  11. AMARININA TSARA ILAY ADRESSE EO AMIN'NY PAGE DE PAIEMENT REHEFA MANAO COPIE (site moneiko) & COLLER ao @ PAYEER. 
  12. ITY foana ny adresse  Litecoin : Lc1nR3HR7a1ooSuGJ2cX9CqL4YVoFfyF8g
  13. Izany hoe mahazo otrizao izany, dia avy eo CLIQUENA ILAY "SEND" ao @ payeer dia zay tompoko, eo no eo dia tonga ao @compte anao Orange Money na MVola ilay mobile money. 
  1. 6929de327bdba