Ho an’izay nandray USDT tao amin’ny PAYEER teo aloha ka nanakalo solde Payeer ho Ariary dia ity misy vaha olana vaovao sy tsotra koakoa.
Ho an'ireo maniry handray USDT ka tiny ho avadika Ariary ho eo no eo ihany koa ity guide ity :
Inona ny tombony ?
Ireo dingana arahina :
Etape 1 : Manokatra compte Faucetpay amin’ny alalan’ny lien https://faucetpay.io/account/register
Etape 2 : Ahoana ny fomba azahoana ny adresse USDT andraisanao paiement avy amin'ireo site na application iasana :
raha ao amin'ny telephone na raha @ ordinateur 


Etape 3 : Fomba fanakalozana ny USDT azo ho MVola na Orange Money


Natao ho teny gasy ity guide ity mba ho mora azo koakoa ho an’ny rehetra.